| Entry | mahia (hia) | ||||||
| Part of speech | adjective | ||||||
| Tsy mahazo nofo, manify kely, tsy mba nofosana: Mahia erỳ Rakoto hatramin' ny naharariany farany tao Tsy matavy, tsy misy taviny na menaka: Mahia ny hena novidinao [1.1] | |||||||
| Thin; meagre [1.7] | |||||||
| Maigre, décharné [1.8] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Derivatives |
| ||||||
| Antonyms | matavy | ||||||
| Updated on 2023/08/11 |
|