|
|
|
|

Entry kaoka
Part of speech adjective
 Lempona aty, lesoka aty
Keoka [1.1]
 [ keoka ] Miendrika lovia [1.13]
 Hollow, concave [1.7]
 Creux, concave [1.8]
 [ keoka ] Concave [1.13]
Derivatives 
Analogs  lempona

Entry kaoka
Part of speech noun
 Sombin-kanina miraikitra amin' ny vody vilany
Izay sisa rehetra tafajanona ao anaty fitoeran-javatra: Kaokam-paosy iny ariary folo iny [1.1]

Entry kaoka
Part of speech noun
  [Tanala] Hazo madinidinika izay azo tenomina ho lamba ny kirany [1.1]
  [Tanala] (au sens général kaoka : action de râcler ; allusion au mode de préparation des fibres qui doivent être teillées). Hibiscus surattensis L. (Malvaceae) (réf. Cours 1565). Arbuste dont l'écorce fournit de bonnes fibres, employées en corderie et pour faire des sacs. [1.196]
Vocabulary 
Scientific name Hibiscus surattensis

Entry kaoka
Part of speech noun
 Fikikisana miandalana ny nofon'ny tany ataon'ny rivotra, ny rano, ny hafanana, ny hatsiaka [1.13]
 érosion [1.13]
Vocabulary 

Entry kaoka
Part of speech noun
 Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, miendrika zavatra boribory kely amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny amonia na pnemonia [1.1]
Vocabulary 
Origin Explanations in French: coque.

Updated on 2019/08/17