| Entry | hia | |
| Part of speech | noun | |
| Tsy fahazoa-nofo, fahamaimainana, tsy fisiana tavy, toa taolana fotsiny: Ny tavy no mifanohitra amin' ny hia [1.1] | ||
| Leanness [1.7] | ||
| Maigreur [1.3, 1.8] | ||
| Ténuité [1.3] | ||
| Antonyms | tavy | |
| Entry | hia | |
| Part of speech | noun | |
| [Tankarana] Pluie qui ne cesse de tomber. [1.19] | ||
| Vocabulary | ||
| Entry | hia | |
| Part of speech | interjection | |
| Teny entina manakora ny hafa, sakoa izay: Hia! Manao ahoana izany voa! [1.1] | ||
| Updated on 2023/12/25 |
|