|
|
|
|

Entry mandraka (andraka)
Part of speech adverb [Full list]
 Hatramin' ny, ambaraka: Andraso eto aho mandra-piveriko
Hita araka io ohatra io fa ny "mandraka", toy ny "ambaraka" rahateo koa, dia tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny anarana avy amin' ny matoantenin' ny mpanao manomboka amin' ny f, toy ny fiverina, fatory, fanoratra: Rotsirotsioizy mandra-patoriny [1.1]
 Up to, until (of time) [1.7]
 Jusqu'à [1.3, 1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Voatahiriko mandraka androany io taratasy io. [2.356]
2Toetra mbola iainany ihany mandraka ankehitriny. [2.245]
3Tadidiko tsara mandraka androany ny fotoana nifankahitanay sy Vola. [2.4]
Morphology 
Simple : mandraka, mandra-, mandrak'
Synonyms andraka

Entry mandràka (raka)
Part of speech adjective
 Mahia dia mahia, kaozatra: Mandràka erý izy hatramin' ny naharariany [1.1]
 To grow lean. [1.2]

Entry Mandraka
Part of speech name (toponym) [Full list]

Updated on 2023/06/04