| Entry | mahay mandray olona | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | mahay, mandray, olona | |
| Allegation | Word or locution seen in: tsara fanahy | |
| Examples | Nihevitra azy ho toy ny naterany ilay mpampiasa azy, ary noho ny toetrany mahay mandray olona, dia maro tamin' ireo mpividy sy mpivarotra aminy no nanjary tena sakaizany nifankahazo am-po.
[2.5] | |
| Updated on 2023/06/18 |
|