|
|
|
|

Entry lohataona
Part of speech noun
Elementary words loha, taona
 Fizarantaona voalohany amin' ny taona fa miantomboka maniry na mitsiry daholo amin' io ny zavamaniry nihintsana tamin' ny ririnina, miseho lalandava ny masoandro ka betsaka ny hainandro ary mafana ny andro; hatramin' ny volana Septambra ka hatramin' ny Novambra no faharetan' ny lohataona, izay dimbiasan' ny fahavaratra [1.1]
 Springtime [1.7]
 Printemps [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1fa lohataona ny andro izao, ka miongy ny vahoaka; [2.69]
2fa raha kankafotra no mikoka, efa lohataona ny andro; [2.245]
Analogs  fahavaratra ~ fararano ~ ririnina

Updated on 2023/10/08