|
|
|
|

Entry fahavaratra
Part of speech noun
Elementary words faha, varatra
 Fizaran-taona manarakaraka ny lohataona, manomboka amin' ny novambra ka miafara amin' ny zanvie, izay ahitana ny orana avy tsikelikely aloha, dia mampireny miaraka amin' ny varatra izay mikotrokotroka izaitsizy [1.1]
 The rainy season, the summer [1.2]
 Summer, the thunderstorm season [1.7]
 L'été austral, la saison des temps orageux [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Ary ny taona tamin'izao dia fahavaratra. [2.59]
2Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka. [2.117]
3asaina mihosy fahavaratra, mararin' ny hanatra; [2.69]
Analogs  lohataona ~ fararano ~ ririnina

Entry Fahavaratra
Part of speech name (book title)
Author Ratsifandrihamanana Clarisse, 1965
Publishings 1965. Imprimerie Faneva. Pages: 150.
Tables and plates All the titles
Text 

Updated on 2025/10/11