| Entry |
fararano
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | fara,
rano |
| | Fizaran-taona manarakaraka ny fahavaratra, izany hoe hatramin' ny fevrie ka hatramin' ny avrily eo ho eo: mihenkena hatrany ny orana ka izany no' nahatonga ny anarany hoe "fararano". Amin' io fotoana io no fahavokaran' ny ankabeazan' ny hazo fihinam-boa ary fiakaran' ny vary vakiambiaty, ka izany no mahatonga ny teny fararano ho mitovy hevitra koa amin' ny hoe "hatondrahana":
Imamo fararanon-tapia, Iarivo fararanom-bahoaka [1.1]
|
| | Harvest; lit. the last of the water, i.e. the rains; the harvest season, autumn. Usually March and April. [1.2]
|
| | The harvest, the harvest season [1.7]
|
| | Moisson; l'automne [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Andranobe lany vary ka naniry ny ho fararano.
[2.588]
|
| 2 | Tao anatin'ny faran'ny fararano indrindra tamin'izay.
[2.324]
|
|
| Analogs |
lohataona ~
fahavaratra ~
ririnina |
| Article |
|