| Entry |
lavaka
|
| Part of speech | noun
|
| | Tany nohadina ka loaka: Latsaka tao anaty lavaka ny zanany Loaka amin' ny zavatra iray: Tsy fomba ny manarangarana amin' ny lava-panalahidy Zohy kely tranom-biby: Lava-boalavo [1.1]
|
| | A hole, a cave, a den. See loaka,
zohy
[1.2]
|
| | A pit, a hole, a cave [1.7]
|
| | Trou, fosse, caverne [1.8]
|
| | [1.13]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Ka izao no nataoko, nihadiako lavaka.
[2.606]
|
| 2 | Lavaka kely izy ireny teo am-piandohana.
[2.117]
|
| 3 | Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka.
[2.117]
|
| 4 | Ary misy lavaka hono amy ny io tamboho io;
[2.59]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
lavaka,
lavako,
lavakao,
lavany,
lavatsika,
lavakay,
lavakareo,
lavak',
lava-,
lavaky |
| Prefixed : |
-davaka,
-davako,
-davakao,
-davany,
-davatsika,
-davakay,
-davakareo,
-davak',
-dava-,
-davaky |
|
| Derivatives |
| Quotes |
| Illustrations |
|
|
| Entry |
lavaka
|
| Part of speech | noun
|
| | [Betsimisaraka, Bezanozano]
(au sens habituel ce mot signifie : trou, cavité). Plante dont les jeunes pousses sont consommées comme légume d'après Vallier : Étude sur les ressources de la forêt d'Analamazaotra, dans la revue Notes, Reconnaissances et Explorations (1898) p. 1205. Encore appelée marinjo.
[1.196]
|
| Vocabulary |
|