|
|
|
|

Entry sarobidy
Part of speech locution
Elementary words sarotra, vidy
 Zava-dafo sy be vidy, lafo tsy ahitana betsaka, ambony vidy, tsy fahita matetika: Metaly sarobidy ny volamena
Lehibe, mamy indrindra: Sarobidy amiko ny fifankatiavantsika [1.1]
 [ saro-bidy ] Cher, précieux [1.3]
Examples Sarobidy loatra izany, ka amin' izay nahazo ny tahon' afokasoka iray dia novakiana roa tamin' ny paingotra dantelina mba hisy indroa mandrehitra. [2.472]
Other spellings 

Updated on 2023/05/18