| Entry | lafika | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| [Bezanozano] Farafara, fandriana [1.78] | |||||
| Izay rehetra atao ao ambanin' ny tsihy andriana, tahaka ny bozaka izany: Soloy ny lafik' itỳ fandriana itỳ fa efa fisaka loatra Izay rehetra atao fanambanin-javatra mba tsy hahamafy ny fiasana na ny fipetrahana eo amboniny: Asio lafika kely eto hanoratako Fisotro sotroina alohan' ny sakafo, na koa zavatra tsakitsaky hanina alohan' ny handraisana zava-pisotro Zezika atao amin' ny tanimboly alohan' ny hamafazana ny voa na hambolena ny zavamaniry [1.1] | |||||
| Bozaka na mololo fandrian'ny biby [1.13] | |||||
| Anything put under, as a mat or mattress [1.7] | |||||
| Ce qu'on met dessous, comme une natte ou un matelas [1.8] | |||||
| Litière, natte [1.13] | |||||
| Litière, tout ce qu'on met sous la natte pour rendre la couche plus molle. Par extension : paillasse ou matelas lorsqu'on utilise un lit, on précise alors lafi-pandriana [1.196] | |||||
| Examples |
| ||||
| Derivatives |
| ||||
| Entry | lafika | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| (du malais: lapik). [Betsimisaraka] Nom des Arecaceae fournissant des crins végétaux particulièrement appréciés comme litière, principalement Chrysalidocarpus fibrosus Jum. (Arecaceae) | |||||
| Vocabulary | |||||
| Scientific name | Chrysalidocarpus fibrosus | ||||
| Updated on 2023/04/12 |
|