|
|
|
|

Entry kabaosy
Part of speech noun
 Tanalahy resy an' ady [1.1]
 A coward, cowardly. See Osa. This word is only used of a conquered chameleon [1.2]
 Caméléon vaincu [1.3]

Entry kabaosy
Part of speech adjective
 Kanosa, tsy sahy miady, kivy ambony ihany: Kabaosy iakihy raha tsy sahy miady amin' io [1.1]
 Lâche, poltron, sans coeur [1.3]

Entry kabaosy
Part of speech noun
 Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1]
  [Tankarana] Sorte de guitare. [1.19]
Vocabulary 
Synonyms kabaosa ~ kabosa ~ kabosy

Entry Kabaosy (kabaosy)
Part of speech name (toponym) [Full list]
Vocabulary 
Coordinates -17.4666667, 46.1833333
Toponymy kabaosy

Updated on 2025/04/28