| Entry | kabaosa | |
| Part of speech | noun | |
| Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Synonyms | kabaosy ~ kabosa ~ kabosy | |
| Updated on 2025/04/28 |
|