|
|
|
|

Entry kabosy
Part of speech noun
 Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1]
Vocabulary 
Other spellings 
Illustrations 

Updated on 2025/04/28