|
|
|
|

Entry jamba
Part of speech adjective
 Tsy mahita ny maso: Jamba hatrany an-kibon-dreniny io olona io [1.1]
 Blind [1.7]
 Aveugle [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Izay manota fady azy, hono, dia tonga jamba. [2.69]
2Fohy maso izy ary jamba mihitsy tatý aoriana. [2.356]
3Tsy jamba intsony izy, ary tsy mangovitra intsony ny feony. [2.4]
Derivatives 
Article 

Updated on 2023/08/11