| Entry | hajambana (jamba) | |
| Part of speech | noun | |
| Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana [1.1] | ||
| La cécité, l'aveuglement [1.3] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | hilatsaka amin' ny hajambana ny sasany amin' Israely, mandra-piditry ny hafenoan' ny jentily.
[2.996] | |
| Synonyms | fahajambana | |
| Updated on 2023/01/20 |
|