|
|
|
|

Entry fahajambana (jamba)
Part of speech noun
 Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana [1.1]
 La cécité, l'aveuglement [1.3]
Vocabulary 
Examples Iaveh hikapoka anao amin' ny firediredena, fahajambana, ary fahaverezan-tsaina [2.996]
Synonyms hajambana

Updated on 2023/01/20