|
|
|
|

Entry anava (ava)
Part of speech noun
  [Betsimisaraka] Ambany amin'ny rano [1.78]
  [Sihanaka] Any amin'ny alehan'ny rano [1.78]
 Ilazana ny mivalana avy eo amin'ny toerana iray [1.13]
 En aval [1.13]
Vocabulary 
Examples Ny tarika faharoa dia nidina ny sahan'i Sambirano, nijanona kely tao Sambirano anava dia niampita nankany Nosy Komba sy Nosy Be. [2.508]
Antonyms 
Analogs  fivalanana

Updated on 2023/10/19