|
|
|
|

Entry ilasiroa
Part of speech noun
Elementary words ila, roa
 Anaram-bola izay 0, 50 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy roa (voamena) [1.1]
 [roa, two.] fivepence ; lit. one half and two (twopences). Pronounced lasiroa. [1.2]
Vocabulary 
Examples Notsapainy ny akanjony rehetra fa tsy nahitany afa-tsy vola ilasiroa tafasisika tany ho any. [2.5]
Other spellings 

Updated on 2023/05/31