| Entry | ila | |
| Part of speech | noun | |
| [Taisaka] Ilany [1.78] | ||
| Faritra misy ny tehezana amin' ny tenan' ny olombelona: Misy marary ato amin' ny ilako havia ato Lanimandry, lafy Ampahany: Nolokoana fotsy ny ila varavarana atsimo / Misy ila tanimbariko hamidy raha hovidinao Faritra: Be ala ny ila atsinanan' i Madagasikara Antsasaka: Omeo ahy hovidiko itỳ ila tratran' omby itỳ [1.1] | ||
| The side of anything, a piece, generally a half of anything. It is mostly used with the suffix pronoun -ny, as : ilany, its side, half of it. [Malay Balah (?)] [1.2] | ||
| The side, a half [1.7] | ||
| Côté, moitié [1.8] | ||
| Moitié, façade, membre, flanc [1.13] | ||
| Derivatives |
| |
| Analogs | tehezana ~ takiba | |
| Entry | ila | |
| Part of speech | Unspecified | |
| Fitadiavana, fizahana, fikarohana [1.1] | ||
| (root) [1.2] | ||
| Derivatives |
| |
| Entry | ila | |
| Part of speech | noun | |
| [Tanala] Fihetsiketsika, hadalana, tsy fandinihana, tsy fiheverana [1.78] | ||
| Updated on 2023/05/31 |
|