|
|
|
|

Entry manila (ila)
Part of speech active verb
 Mametraka ery an-tsisintsisiny: Lasa nanila ilay vatan-kazo nibahana teo afovoan-dalana izy sao mandratra
Mamely, mihinana ny ilany: Nanija ny mofo ny voalavo / Manila izany orana izany
Mitoetra, mijoro eo akaiky, mandalo eo akaiky: Manilany azy ny tanimbarinay ka izany no mahatonga anay hiady rano. / Soa ihany fa nanila ny tanimbolintsika ny havandra [1.1]
 To pass on one side. Chiefly applied to the rain. [1.2]
Examples Ny ankabeazan'ireo fanafody manila fanaintainana, sy ny steroid rehetra [2.424]
Morphology 
Present : manila
Past : nanila
Future : hanila
Imperative : manilà

Entry manilĂ  (ila)
Part of speech imperative of active verb manila [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/08/16