| Entry | fanilana (ila) | |
| Part of speech | noun | |
| Fametrahana erỳ an-tsisintsisiny; famelezana na fihinanana ny ilany fotsiny; fitoerana na fandalovana eo akaiky [1.1] | ||
| Entry | fanilana (hilana) | |
| Part of speech | noun or adjective | |
| Fomba entina manilana mampiraika, mampihilana Azo arona, araika atsỳ na arỳ [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|