| Entry | takiba | |
| Part of speech | noun | |
| Ny ilany amin' ny kibo, ny faritra eo anelanelan' ny taolantehezana farany ambany sy ny moja [1.1] | ||
| Ilany amin'ny kibo anelanelan'ny maoja sy ny taolan-tehezana [1.13] | ||
| Flanc [1.13] | ||
| Vocabulary | ||
| Synonyms | ila ~ tehezana | |
| Other spellings | takibaka | |
| Updated on 2024/10/30 |
|