|
|
|
|

Entry honina
Part of speech noun
 Fahasahirankiranana amin' izay atao, amin' ny fiomanana an' izay hatao, amin' ny famonjena zavatra maro indray atao, amin' ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan' ny olona [1.1]
Derivatives 
Synonyms honinkonina

Entry honina (onina)
Part of speech future of active verb monina

Updated on 2025/04/17