| Entry | honikonina | |
| Part of speech | noun | |
| Fahasahirankiranana amin'izay atao, amin'ny fiomanana an' izay hatao, amin'ny famonjena zavatra maro indray atao, amin'ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan'ny olona [1.1] | ||
| Derivatives |
| |
| Updated on 2009/02/23 |
|