|
|
|
|

Entry honinkonina (honina)
Part of speech noun
 Fahasahirankiranana amin' izay atao. amin' ny fiomanana an' izay hatao, amin' ny famonjena zavatra maro indray atao, amin' ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan' ny olona [1.1]
Derivatives 
Synonyms honina

Updated on 2010/10/07