| Entry | homba > ombana (omba) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Rakofana, sakobonina, amin' ny lamba na ny elatra; arovana: Ombany ny elany ny zanany [1.1] | |||||||||
| To be accompanied by, to be associated with. [1.2] | |||||||||
| To be covered, to be protected [1.7] | |||||||||
| Qu'on couvre, qu'on protège [1.8] | |||||||||
| Examples | Antenainay fa hanamora ny asan' ny mpampianatra eo amin' ny fampianarany ny taranja Malagasy ireo andiana boky ireo izay ombana boky torolalana.
[2.442] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | homba > momba | ||||||||
| Part of speech | conjunction | ||||||||
| Ny amin' ny, mikasika ny...: Niresaka momba ny fitsapana hevibahoaka izahay [1.1] | |||||||||
| Examples | Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady.
[2.470] | ||||||||
| Entry | homba > momba | ||||||||
| Part of speech | adjective | ||||||||
| Tsy miteraka: Taloha nalain' ny fanjakana ny fananan' ny olona momba (ny biby raha tsy miteraka, tsy mba atao hoe momba fa bada) [1.1] | |||||||||
| Barren. Used of women [1.3] | |||||||||
| Barren (used of human beings) [1.7] | |||||||||
| Stérile (se dit ses personnes) [1.8] | |||||||||
| Entry | homba > momba (omba) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manaraka, mihazo: Nomba irý lohasaha ambany atsimo irý izy Miaraka, mandeha miaraka, manotrona: Intý ny lambamena homba ny maty ~ Nisy lehilahy telo nomba azy Miandany, manampy: Moa momba ny tarik' i Rainisongomby ve ianao? Mikasika: Miresaka momba ny fanampiana ireo tra-boina ny fokonolona [1.1] | |||||||||
| To follow, to accompany, to associate with, to take part with. [1.2] | |||||||||
| Suivre, accompagner, aller ensemble, suivre une direction; se ranger du parti de quelqu'un, concerner, regarder: Misy miaramila maro momba azy (Il y a plusieurs soldats qui l'accompagnent) ~ Nomba tanety izy (Il est passé par terre) ~ Nomba io tendrom-bohitra io izy (Il a suivi cette montagne) ~ Momba ny mpikomy izy (Il s'est rangé du côté de rebelles) ~ Raharaha momba ny fianakaviako izany (C'est une affaire qui regarde ma famille) [1.3] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | homba > mombà (omba) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb momba | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.2] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Entry | homba > omba | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| [Taisaka] fiarahana [1.78] | |||||
| Fiarahan-dalana, fanjohiana na fanenjehana avy ao aoriana, fanarahana hevitra [1.1] | |||||
| Action de suivre, d'aller ensemble Action de se ranger du côté de quelqu'un [1.3] | |||||
| Morphology |
| ||||
| Derivatives |
| ||||
| Entry | homba > omba | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Fandrakofana; fiarovana amin' ny hatsiaka na rivotra; fisakobonana amin' ny lamba na zavatra hafa tsy hangatsiaka, mbomba. [1.1] | |||||
| Action de couvrir, d'envelopper Action de protéger [1.3] | |||||
| Derivatives |
| ||||
| Entry | homba > omba | ||||
| Part of speech | passive verb | ||||
| [Taisaka] inoana [1.78] | |||||
| Entry | homba > omba | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| [Taisaka]
Mponina an'ala fahagola, olon-dia ankehitriny Olon-dia, fanampiana, adala mirenireny an'efitra [1.78] | |||||
| Entry | homba > omba | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| [Taisaka] Sangomby [1.78] | |||||
|
|