| Entry | henoyizanyryhazondamosiko > henoy izany ry hazondamosina | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | henoy, izany, ry, hazo, lamosina | |
| Enti-milaza zavatra tsy tiana hohenoina ka ny hazondamosina -- misy tsilalaon-teny amin' ny vato aman-kazo izay tsy mandre na inona na inona -- no asaina mihaino azy fa tsy ny sofina [1.1] | ||
| [ henoy izany ry hazondamosiko ] Enti-milaza ny hodi-tsokatra tsy mandre akory ny havandra miraraka eo an-damosiny, ka ny heviny dia tsy firaharahana izay any ivoho any, na fanehoana tsy firaikana amin' ny teny na anatra atao; teny fanaon' ireo be marenina tsy mihaino anatra, sady fatra-paniratsira satria ny lamosiny no asainy mihaino [1.1] | ||
| Littéralement "Écoute cela, ô colonne [...] [full text in 1.5] | ||
| Examples | Hodi-tsokatra nilatsahan-kavandra : henoy izany ry hazon-damosina
[2.558] | |
|
|