| Entry |
lamosina
|
| Part of speech | noun
|
/m:holonym>
| | Ny faritry ny vatana mifamaly any ivoho amin' ny tratra sy ny kibo: Misy marary ato amin' ny lamosiko ato [1.1]
|
| | The back [1.2, 1.7]
|
| | [Mal. lamusir, the flesh of an animal's back] [1.2]
|
| | Le dos [1.3, 1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Io no manosika antsika hanome lamosina na hiampanga azy.
[1.369]
|
| 2 | dia manampy amin'ny fanamaivanana ny fanaintainanan'ny lamosina.
[2.424]
|
| 3 | ary ny lamosina marary koa : ary satriko hiany mandry noho ny fanaintainan'ny andoha.
[2.59]
|
|
|