| Entry | izany (iny) | |
| Part of speech | pronoun | |
| Enti-manondro zavatra na olona an' eritreritra fotsiny: Iza no nilaza izany vaovao izany taminao? / Tsy fantatro izany olona izany. Matetika koa anefa ny izany dia enti-milaza hevitra na teny vao nolazaina: Ny fotoana volamena, tsarovy mandrakariva izany teny izany, rankizy. [1.1] | ||
| That, this, these, those. But not generally referring to things or people seen at the time of speaking [1.2] | ||
| That; those [1.7] | ||
| Ce, cet, cette Cela, celui-là, celle-là Voilà: Izany mihira izany ny ankizy (Voilà les enfants qui chantent) [1.3] | ||
| Celui-là; ceux-là [1.8] | ||
| Tables and plates | All the pronouns | |
| Quotes | Texts mentioning that word | |
| Updated on 2023/11/07 |
|