|
|
|
|

Entry henoy izany ry hazondamosina
Part of speech locution
Elementary words henoy, izany, ry, hazo, lamosina
 Enti-milaza zavatra tsy tiana hohenoina ka ny hazondamosina -- misy tsilalaon-teny amin' ny vato aman-kazo izay tsy mandre na inona na inona -- no asaina mihaino azy fa tsy ny sofina [1.1]
 [ henoy izany ry hazondamosiko ] Enti-milaza ny hodi-tsokatra tsy mandre akory ny havandra miraraka eo an-damosiny, ka ny heviny dia tsy firaharahana izay any ivoho any, na fanehoana tsy firaikana amin' ny teny na anatra atao; teny fanaon' ireo be marenina tsy mihaino anatra, sady fatra-paniratsira satria ny lamosiny no asainy mihaino [1.1]
 Littéralement "Écoute cela, ô colonne [...] [full text in 1.5]
Examples Hodi-tsokatra nilatsahan-kavandra : henoy izany ry hazon-damosina [2.558]

Updated on 2025/10/11