|
|
|
|

Entry vony
Part of speech adjective
 Loko na volon-javatra sahala amin' ny tamotamo; haboka: Vony ny tamenak' atody [1.1]
 Yellow [1.7]
 Couleur jaune [1.8]
Synonyms vonivony
Tables and plates The Colors

Entry vony
Part of speech noun
 Ilay bokony mena mavokely amin' ny zavamaniry izay mamontsina dia vaky felana ary misy tonga voa, misy tonga voninkazo; fanja [1.1]
 Taovam-pananahan'ny zavamaniry [1.13]
 A flower [1.7]
 Fleur [1.8, 1.13]
 Fleur ; à ne pas confondre avec vony (adjectif) [1.196]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : vony, voniko, voninao, voniny, vonintsika, voninay, voninareo, vonin', vonin-, vonim-
Prefixed : -bony, -boniko, -boninao, -boniny, -bonintsika, -boninay, -boninareo, -bonin', -bonin-, -bonim-
Derivatives 

Entry voñy
Part of speech Unspecified
  [Taisaka, Tambahoaka] fierena [1.78]

Updated on 2025/04/28