| Entry |
ahitra
|
| Part of speech | noun
|
| | Bozaka maniry: Maniry ahitra ny tokotany fa diovy tsara [1.1]
|
| | Grass, weeds, herbs in general, litter, sweepings [1.2]
|
| | Short grass [1.7]
|
| | Nom générique des herbes [1.3]
|
| | Herbes; gazon [1.8]
|
| | [Merina]
Nom générique des plantes herbacées, à feuilles allongées, comme les Graminées. Elles peuvent être fourragères mais ne sont pas consommées comme légume. Floscopa glomerata (Willd. ex Schult. & Schult. f.) Hassk. (Commelinaceae).
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Floscopa glomerata |
| Other spellings |
| Analogs |
akata ~
bozaka ~
vilona |
| Article |
|
| Entry |
ahitra
|
| Part of speech | noun
|
| | Fig. The common people. [1.2]
|
| Article |
|
| Entry |
ahitra
|
| Part of speech | noun
|
| | Hoditra ifonosan' ny zaza ao an-kibon-dreniny, izay atao hoe koa tavony na zandrin-jaza. (Araka ny fomba malagasy, ny ahitra dia mazàna alevina rehefa teraka ny zaza, ka tsy mahazo miherikerika izay mandevina azy) [1.1]
|
| | Le placenta [1.3]
|
| Vocabulary |
|