|
|
|
|

Entry gama
Part of speech noun
 Fitambaran' ny feo miakatra na midina izay mifanao ambaratonga, fototra ahazoana ny feo rehetra hanaovana hira; misy valo izy ireo: do, re, mi, fa, sol, la, si (na ti), ary ny do ambony [1.1]
Vocabulary 
Origin Explanations in French: gamme.
Other spellings 
Analogs  do ~ re ~ mi ~ fa ~ sol ~ la ~ si
Illustrations 

Updated on 2023/11/26