| Entry | fanafohezana (fohy) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanaovana ho fohy:
Faly ny mpianatra raha misy fanafohezana ny fotoana ianarana Filazan-javatra amin' ny teny fohy: Ny R.D.M. dia fanafohezana ny hoe Repoblika Demokratika Malagasy [1.1] | ||
| Abréviation, raccourcissement [1.13] | ||
| Acronym [3.1] | ||
| Acronyme [3.1] | ||
| Updated on 2024/11/25 |
|