| Entry | fehinkibo | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | fehy, kibo | |
| Anjan-koditra na tapa-damba lavalava voavoatra afatotra manodidina ny andilana mba hangeja ny fitafiana tsy tiana halalaka [1.65] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | Endahina ny hodiny anaovana kiraro, pôketra na fehinkibo.
[2.117] | |
| Synonyms | hetra | |
| Other spellings | fehikibo | |
| Article | Randzavola: fehinkibo ao amin' ny Baiboly (=> fitafiana) | |
| Updated on 2023/12/10 |
|