| Entry | fehikibo | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | fehy, kibo | |
| Anja-koditra na zavatra hafa atao fehy eo amin' ny kibo [1.1] | ||
| [ fehy kibo ] A girdle, a girth. fehin-kibo also used [1.2] | ||
| A belt [1.7] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | Ny basiny nahankiny tamin' ny rindrina, ny lefona teo anjoron-trano, ary fehikibo hoditra sy ny moara inihantokantona nanodidina ny efi-trano.
[2.649] | |
| Other spellings | fehinkibo ~ fehin-kibo | |
| Updated on 2023/08/29 |
|