|
|
|
|

Entry fe-
Part of speech morphological form of fetra

Entry fe
Part of speech noun
 Faritry ny rantsam-batana ambany hatreo amin' ny valahana no ho midina ka hatreo amin' ny lohalika [1.1]
 The thigh. [Mal. pah; Nias. gae; Dairi. kae; Toba. hae-hae. In many Polyn. languages vae, probably allied to this, is used for leg.] [1.2]
 The thigh [1.7]
 Cuisse [1.8]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : fe, feko, fenao, feny, fentsika, fenay, fenareo, fen', fen-, fem-
Prefixed : -pe, -peko, -penao, -peny, -pentsika, -penay, -penareo, -pen', -pen-, -pem-

Entry fe
Part of speech conjunction [Full list]
  [Tanosy] nefa [1.78]
  [Bara] fa, nefa [1.78]
 "Fa hoe" (teny ampiasaina eo anelanelan' ny teny roa mba hilazana fa anarany fotsiny ny teny lazaina no manao ny asa voalazan' ilay teny voalohany saingy hoe manana ny toetra voalazan' ilay teny faharoa, fa raha ny marina tsy izany velively): Mitsangam-pe olona: mitsangana fa hoe olona, mitsangana saingy hoe olona, fa tsy manana ny tena maha-olona [1.1]
 Used for the conjunction fa [1.2]

Entry fe
Part of speech noun or adjective
  [Taimoro] Hajambana
Jamba [1.78]
  [Bara, Taisaka, Tanala] Jamba [1.78]
  [Taisaka] Aveugle [1.82]

Entry fe
Part of speech noun
  [Provincial] For tolana [1.2]

Entry fe
Part of speech particule [Full list]
 Teny kely ampiasaina eo anelanelan' ny teny iray miverina indroa, ilazana toetra na asa tsy zarizary: Manao fe manao: zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa) [1.1]
 Used for emphasis as follows: teniko fe lehibe, manao fe manao
 Comme-ci comme-çà [1.3, 1.8]
 Se place entre un nom, un adjectif ou un verbe qui se répète, et lui donne le sens adverbial de : à peu près, un peu, pas trop, par acquit, sans zèle, avec indifférence: Trano fe trano io (C'est une maison comme ci comme ça) ~ Mazoto fe mazoto izy (Il est un peu zélé, pas trop zélé) ~ Olona fe olona izy (C'est un individu comme ci comme ça, un peu bête, un peu inabordable) ~ Manao fe manao (Faire à peu près, par manière d’acquit) ~ Homana fe homana (Manger sans goût) [1.3]

Entry fe
Part of speech noun
  [Betsimisaraka] Arbre indéterminé [1.196]
Vocabulary 

Entry Fe
Part of speech noun (symbol)
  Vy. Singa mivaingana, faha-26 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
 Iron [3.1]
 Fer [3.1]
Vocabulary 
Tables and plates Periodic Table

Updated on 2025/04/28