|
|
|
|

Entry manao fe manao
Part of speech active verb
Elementary words manao, fe
 Zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa) [1.1]
 To just do something, to do something without care or zeal [1.7]
 Faire à peu près, par manière d’acquit [1.3]
 Faire une chose comme-ci comme-çà [1.8]
Antonyms 

Updated on 2023/01/01