| Entry |
fetra
|
| Part of speech | noun
|
| | Soritra mamaritra, faritra na tsipika natao ho fanavahana: Ny renirano no fetran' ny taninay Famaritana natao hotratrarina: Hatraiza ny fetra amin' itỳ manafohy akanjo sy manalava vola id Faritra tsy azo ihoarana amin' ny zavatra iray, onona: Efa nasian' ny fanjakana fetra ny vidin' ny zava-pihinana / Tsy mahalala fetra amin' ny zavatra rehetra ataony izy [1.1]
|
| | An appointed time, a period, a regular period, a fixed boundary, limit, restraint, restriction, law, control. [1.2]
|
| | A limit [1.7]
|
| | Limite [1.8]
|
| Morphology |
| Simple : |
fetra,
fetrako,
fetranao,
fetrany,
fetrantsika,
fetranay,
fetranareo,
fetran',
fe- |
| Prefixed : |
-petra,
-petro,
-petrao,
-peny,
-petsika,
-petray,
-petrareo,
-petran' |
|
|
| Entry |
fetra
|
| Part of speech | noun
|
| | [Sihanaka]
zanaka,
taranaka
[1.78]
|
| Morphology |
| Simple : |
fetra,
fetrako,
fetranao,
fetrany,
fetrantsika,
fetranay,
fetranareo,
fetr',
fe-,
fetry |
| Prefixed : |
-petra,
-petro,
-petrao,
-peny,
-petsika,
-petray,
-petrareo,
-petr',
-pe-,
-petry |
|
| Synonyms | |
|