|
|
|
|

Entry fangalampiery
Part of speech noun
Elementary words fangalana, fiery
 Kilalaon' ny ankizy izay toy izao no fandehany: miafina ny maso fa misy anankiray kosa mitady ireo mpiery; ary dia izay hita voalohany amin' ireo indray no mitady; raha misy tsy hitan' ilay mpitady dia milaza "afa-po" izy, ka miseho ilay niery [1.1]
Vocabulary 
Synonyms alam-piery ~ fanalampiery
Other spellings 

Updated on 2025/07/05