| Entry | alam-piery | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | ala, fiery | |
| Kilalaon' ankizy ifampitadiavana: misy iray mitady ny namany, izay samy nikaroka fiafenana nahafa-po azy avy, ary dia izay hita voalohany amin' ireo no mitady ny hafa indray; raha misy tsy hitan' ilay mitady, dia tsy miseho io raha tsy efa nilaza hoe "afa-po" ilay nitady [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Synonyms | fanalam-piery ~ fangalampiery | |
| Updated on 2023/12/12 |
|