|
|
|
|

Entry fanalampiery
Part of speech noun
Elementary words fanala, fiery
 Karazan-daolao misy ankizy miery izay karohin' ny sasany ka izay hita dia mitady kosa indray; raha mitady ka tsy mahita dia manao hoe: afa-po, ary dia miseho amin' izay kosa ilay niery [1.1]
Vocabulary 
Synonyms alam-piery ~ fangalam-piery

Updated on 2023/12/20