|
|
|
|

Entry takolapanenitra
Part of speech noun
 Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy filo manindrona ery an-tendrony [1.1]
 (takola-panenitra) A wasp. See Fanenitra, Fangaraka. [1.2]
Vocabulary 
Synonyms fanenitra ~ fangaraka

Updated on 2012/06/17