| Entry |
fanaja
(haja)
|
| Part of speech | noun or adjective
|
| | Fomba entina manaja, manome voninahitra Azo hajaina, tokony hohajaina: Fanaja ny volo fotsy, rankizy [1.1]
|
| | Qu’on doit honorer, honorable, la manière d’honorer [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Raha mba fanaja ihany ny zanakay fa olona, efa manana ny fomba niraisana ela isika raha hanala dika fahadisoana vita, dia io Fafy nangatahina teo io.
[2.245]
|
| 2 | Na inona na inona aloha zavatra mikasika ny fiainana, ny isam-pirenena na isam-paritany samy manana ny fomba amam-panaony, izay fanaja raha mbola mihevi-tena ho olona koa ilay manao sy raha mbola heverina ho olona koa ilay manao sy raha mbola heverina ho olona koa ilay anaovana.
[2.472]
|
|
|
| Entry |
fañaja
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tanosy]
rakitra,
fananana
[1.78]
|
|