| Entry |
fananana
(anana)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fitambaran' ny zavatra ananana vola, trano, tany, biby ompiana...; harena [1.1]
|
| | Harena noharin'ny tena na nolovaina [1.13]
|
| | Possessions, property [1.2, 1.7]
|
| | Ce qu'on possède, propriété [1.8]
|
| | Patrimoine, biens [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Kanety telo no mba fananana.
[1.232]
|
| 2 | Tsy fananana va ny zanany maro?
[2.270]
|
| 3 | Notoroan-tsy mba zaka è ka lany fananana!
[2.69]
|
|
| Article |
|
| Entry |
fananana
(hana)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fakana na fisamboram-bola misy zanany [1.1]
|
|
| Entry |
fanañaña
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taisaka]
Hadisoam-panantenana [1.78]
|
|