| Entry | rakitra | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Vola angonina tsikelikely hatao tahiry: Manaova rakitra raha ta hahazo bisikileta ianao amin' ny faran' ny taona Harena, zava-tsoa sarobidy voatahiry: Rakitra lehibe ho an' ny firenena ireo sangan' asan' ny mpanoratra ao aminy Toerana misy ny vola angonina: Namahy rakitra Ikoto omaly Vola tantazana amin' ny olona vory maro be tsirairay, indrindra any ampiangonana: Tsy hisy vidimpidirana fa rakitra no hotantazana eo am-baravarana. [1.1] | |||||||
| A treasure, a hoard. [1.2] | |||||||
| A hoard, a treasure; a collection in church [1.7] | |||||||
| Accumulation, trésor; quête à l'église [1.8] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Updated on 2024/08/15 |
|