|
|
|
|

Entry fianakaviana (anakavy)
Part of speech noun
 Fitambaran' ny ray sy ny reny ary ny zanaka' izay antsoina koa hoe mpianakavy [1.1]
 The relationship of the various members of a family. [1.2]
 Famille [1.54, 1.5]
 La parentèle [1.5]
Vocabulary 
Examples 
1Tsy nisy sahy nanohina ity zavatra nampihevaheva ny fianakaviana. [2.499]
2Ny tavela ao an-trano no manao ny asan' ny fianakaviana amin' izany. [2.472]
Morphology 
Simple : fianakaviana, fianakaviako, fianakavianao, fianakaviany, fianakaviantsika, fianakavianay, fianakavianareo, fianakavian', fianakavian-, fianakaviam-, fianakavia-
Prefixed : -pianakaviana, -pianakaviako, -pianakavianao, -pianakaviany, -pianakaviantsika, -pianakavianay, -pianakavianareo, -pianakavian', -pianakavian-, -pianakaviam-, -pianakavia-
Article 

Updated on 2024/12/26