| Entry |
karazana
(razana)
|
| Part of speech | noun
|
| | Sokajin' olona, biby na zavamaniry mitovitovy toetra amam-pomba: Ny alika, hono, no maro karazana indrindra amin' ny biby rehetra [1.1]
|
| | Taranaka eo amin'ny zavamiaina [1.13]
|
| | Taranaka iray loharano niandohana ka mis [...] Antoko na sokajin' ny manana toetra amam [...] [full text in 1.60]
|
| | A kind, a sort, a species [1.7]
|
| | Espèce [1.8, 1.13]
|
| | Sorte, descendance [1.8]
|
| | Race, type, variété [1.13]
|
| | (toute l'île) (de raza : lignée, lignage, descendance ; la même racine a donné
razana : les ancêtres ; elle est dérivée du même mot sanscrit qui a donné le français « race » et l'italien « razza »). Pour les plantes : lignée (au sens génétique), clône pour les plantes qui se multiplient par bouture ; cultivar. Par extension ce mot est pris souvent dans le sens d'espèce ou de variété taxinomique.
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Ny sasany nilaza fa karazana Pygmées ny Kimosy.
[2.508]
|
| 2 | Takaitra miteraka takaitra hafa ary maro karazana.
[2.472]
|
| 3 | Tsy maintsy antoka hafa karazana no hatao fototra.
[1.369]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
karazana,
karazako,
karazanao,
karazany,
karazantsika,
karazanay,
karazanareo,
karazan',
karazan-,
karazam-,
karaza- |
|
| Origin | Sanscrit: .
|
|