| Entry |
varatra
|
| Part of speech | noun
|
| | Karazan' afo avy amin' ny fifanatonan' ny rahona misy elektrisite sy ny tany, rehefa avy orana, ka mahatonga tselatra sy kotroka ary mahafaty izay ilatsahany: Nilatsahan' ny varatra ny omby niraoka tery an-kavoana [1.1]
|
| | Thunder; a thunderbolt [1.7]
|
| | Foudre, tonnerre [1.8]
|
| Vocabulary |
| Morphology |
| Simple : |
varatra,
varatro,
varatrao,
varany,
varatsika,
varatray,
varatrareo,
varatr',
vara-,
varatry |
| Prefixed : |
-baratra,
-baratro,
-baratrao,
-barany,
-baratsika,
-baratray,
-baratrareo,
-baratr',
-bara-,
-baratry |
|
|
| Entry |
varatra
|
| Part of speech | noun
|
| | fotaka
[1.1]
|
| Morphology |
| Simple : |
varatra,
varatro,
varatrao,
varany,
varatsika,
varatray,
varatrareo,
varatr',
vara-,
varatry |
| Prefixed : |
-baratra,
-baratro,
-baratrao,
-barany,
-baratsika,
-baratray,
-baratrareo,
-baratr',
-bara-,
-baratry |
|
|